Teny iditra lambonava
Singan-teny lambo ; ava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ilay karazam-dambo vaventy aty ampatrana. Potamochoerus edwardsii, Grandidier. Vaventy kokoa noho ny lamboniva ity ary vonivony kokoa ny volony. [1.10]
Fanazavàna teny anglisy Wild hog found in the upper forests, Potamochoerus edwardsii, Grandidier. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25