Teny iditra | lamboresy | |
Singan-teny | lambo ; resy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaram-bositra nilazan' ny taloha ny kisoa; anaram-bosotra omena ny kisoa izay tsy dia intsony fa efa ompiana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Domestic pigs. See kisoa [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono ~ Toe-karena: fiompiana | |
Tovy hevitra | kisoa | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21 |