Teny iditra lamesa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanompoam-pivavahana katolika izay isoronana ny vatana sy ny ran' i Jesoa-Kristy Tompo ao anatin' ny endriky ny mofo sy ny divay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A mass. A word introduced and used by the French Roman Catholics [1.2]
 A mass; a chanted liturgical service [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La messe [1.8]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: la messe.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31