Teny iditra lamina ara-pedagôjia
Singan-teny lamina ; ara- (araka) ; pedagôjia
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fandaharana sy fandaminana asa fampianarana sy fanabeazana mba hanasongadinana ny vokatra sy hanatratrarana ny tanjona kendrena [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Organisation pédagogique [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21