Teny iditra lamoka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Leo, leony, mamo, voky: Nihinana [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   tired, weary, languid, sleepy. See ana, sasatra, reraka, valaka, trotraka [Richardson 1885]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra laka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Atody nakotrika ka tsy foy [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/02/28