Teny iditra lamokany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy addled, used of eggs; bad, used of the disease called tety, and of a kind of pulse [Richardson 1885]
 an unhatched rotten egg [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay oeuf couvé mais gâté [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Misy koa ireo mpanotri-borona raha mandinika ny atody dia fantany ny ho foy sy ny ho lamokany. [Rabemolaly: Fary]
2Foto-goavy ira no nandalovany ary voany roa sy telo, lamokany tsy misy nahita no notazany sy nasesiny ambava. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/07/22