Teny iditra lanaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Trotraka, reraka, valaka noho ny hasasarana na ny hafanana: Lanaky ny dia aho izany [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23