Teny iditra landy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ilay bibikely miomby, izany hoe mifono ao anaty tranony, ka iny tranony iny no folesina hatao kofehy tenomina ho lamba [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a silkworm [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   ver à soie [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Teny nalaina  
Fifanahafana   landibe ~ landihazo ~ landikely ~ landimadinika ~ landinambarivatry ~ landinamboa ~ landintapia

Teny iditra landy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ilay kofehy tenomina na ny lamba malandilandy vita amin' ny tranon' ny landy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   silk [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   soie [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Fifanahafana   landiboka ~ landilahy ~ landintsavia ~ landivavy
Habaka   Fédération Sahalandy (http://www.sahalandy.org)

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/15