Teny iditra langa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisandratana ambony [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay hauteur, élévation (duplicatif langalanga plus usité) [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra langalanga
Teny nalaina 

Teny iditra langa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fatra-panao fihetsika mipelipelika sady tsy maotona, jefy, jefitra [Rajemisa 1985]

Teny iditra langa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taisaka] dondon-kandrina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra langa
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Betsileo] Enti-milaza tandrok' omby mirona any aoriana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra kalanga
Mpanahaka  Bikan'ny tandrok'omby

2013/03/01