Teny iditra lango malefaka
Singan-teny lango ; malefaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny atao moramora toa manambitamby, nefa ny hampatoritory ny saina amana eritreritra no kendrana
Safosiaka mampandry sakaizany [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12