Teny iditra lanjalanjaina (lanjalanja (lanja))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Ohatra 
1ny hazon' Andriana tsy tonga, fa ny fanoto no lanjalanjaina [2.558]
2Tsy maintsy lanjalanjaina tsara ny sarany sy ny tombontsoan' ny asa atao ho an' ny firenena, ampitahaina ny vola laniana aminy sy ny tombontsoa azo avy aminy. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : lanjalanjaina, lanjalanjaiko, lanjalanjainao, lanjalanjainy, lanjalanjaintsika, lanjalanjainay, lanjalanjainareo, lanjalanjain', lanjalanjain-, lanjalanjaim-, lanjalanjai-
Ny lasa : nolanjalanjaina, nolanjalanjaiko, nolanjalanjainao, nolanjalanjainy, nolanjalanjaintsika, nolanjalanjainay, nolanjalanjainareo, nolanjalanjain', nolanjalanjain-, nolanjalanjaim-, nolanjalanjai-
Ny hoavy : holanjalanjaina, holanjalanjaiko, holanjalanjainao, holanjalanjainy, holanjalanjaintsika, holanjalanjainay, holanjalanjainareo, holanjalanjain', holanjalanjain-, holanjalanjaim-, holanjalanjai-
Filaza mandidy : lanjalanjao
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20