Teny iditra lanja mandrorona midina
Singan-teny lanja ; mandrorona ; midina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fitomboan' ny taona saingy mitsontsorika hatrany kosa ny hery ananana fa tsy mba miakatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19