Teny iditra lanja miakatra ny fiainana
Singan-teny lanja ; miakatra ; fiainana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fa misondrotra ho ambony ihany ny fiainana, ny fahaizana amam-pandrosoana, ary na ny vidim-piainana aza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19