Teny iditra lantom-peo
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fiakarana na fidinan'ny feo eo am-panononana fehezanteny iray [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay prononciation, intonation [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra lantom-peo
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fandrindram-peo eo amin'ny mozika [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay arrangement [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31