Teny iditra lanton-tsandry
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy faritry ny tanana anelanelan'ny kiho sy ny hatotanana [SLP 1986]
Famaritana anglisy [sandry, the arm] the arm from the elbow to the shoulder [Richardson 1885]
Famaritana frantsay avant-bras [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra alohan-tsandry

2009/12/09