Teny iditra lantsika
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Miforitra mankany ivoho, hantsika
¶ Enti-milaza ny tanana mandihy ka mitsotra somary mandroso mihantsika ny felatanana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as hantsika [Richardson 1885]
Sampanteny 

2013/03/01