Teny iditra lany atrika
Singan-teny lany ; atrika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Foana daholo ny toko anoloana amin' ny lalao katra, ilazana ny fahataperan' ny azo raisina eo anatrehana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14