Teny iditra lany fanahy
Singan-teny lany ; fanahy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Very hevitra tsy mahita izay hatao intsony amin' ny fananarana na amin' ny fitadiavana zavatra tsy hita [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14