Teny iditra lany karaoka
Singan-teny lany ; karaoka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mahantra fadiranovana; tena lany fananana tanteraka ary tsy manana afa-tsy ny eny ny an-koditra sisa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14