Teny iditra lany mbamin' ny tanin-ketsa (lany, mbamy, tany, ketsa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fahataperan' ny fananana hatramin' ny kely indrindra (fiteny matetika amin' ny olona mandanilany foana ny hareny amin' ny loka na zavatra mitovitovy amin' izany) [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31