Teny iditra lany ra (lany, ra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny olona izay kely ny ra amin' ny tenany ka osa sy reraka izy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay anémié, dont le sang est épuisé [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra kely ra ~ tsy ampy ra

2011/10/14