Teny iditra lao
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Tsy mahatoetra, tsy mahapetraka, tsy tamana amin' ny toerana iray; leony [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   deserted [Richardson 1885]
   deserted; desolate [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   désert, abandonné [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny lao itý (1): Ambohitsilaozana

Teny iditra lao
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao alà [firaketana]
Famaritana malagasy   vohay [Bara] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/20