Teny iditra laona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo na vato noloahana -- fa tsy tanteraka -- ka atao fitotoam-bary: Laom-bato, laon-kazo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a mortar for pounding rice; any mortar [Mal. lasung (?)] [Richardson 1885]
 a mortar for pounding rice, maize, etc [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mortier pour piler le riz, le maïs, etc [Hallanger 1974]
Ohatra 
1laona sy fanoto no manodidina azy ary ahitra malemy mifatratra an-tsobiky no taingenan' ny sasany aminy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 20]
2Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto. [Andraina: Mitaraina, takila 123]
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny laona ity (1): Ambatolaona

2013/06/09