Teny iditra lapa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] tranon'ny mpanjaka [Rakotosaona 1972]
 Trano itoeran' ny Andriamanjaka
¶ Tokantrano tsara tarehy aoka izany na anjakan' ny fiadanana: Lapan' ny fahasambarana itỳ irano itỳ
¶ Trano voafidy hanaovana famorana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a palace, the residence of the sovereign
¶ the residence of a noble on his estate
¶ the house appointed by a clan or family to perform the circumcision ceremonies
¶ any large house in a town or village used as a place of assembly [Richardson 1885]
 a palace [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay palais [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2017/06/29