Teny iditra lapata
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] karazam-bibilava [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] anaram-biby madinika, tsy manamaso [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] karazam-bibilava mazana monina eny an-drano sy eny amoron-tanimbary [Rakotosaona 1975]
Fandikana anglisy a provincial word for holapata [Richardson 1885]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31