Teny iditra lapely
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiasana misy lelany vy somary kaoka miditra amin' ny zarany hazo, ka ampiasaina amin' ny fisorohana tany kikisana na ahitra [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: la pelle.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31