Teny iditra lasalasa (lasa)
Sokajin-teny mpamaritra
Sampanteny 
Ohatra 
1Lasalasa tokoa ny fisainany nandre sy nandinika ny vetsovetson-janany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 147]
2Efa nialan' ny anjaran' ny tompon-tsambo anefa izany , ka lasalasa ny saiko nanao manambatra sy manala. [Andriamalala: Ranomasina, takila 47]
3Ny mandra-pihaonan' i Zozefinina aza toa lasalasa foana tsy niniany! [Rajaonarivelo: Bina, takila 74]

2017/04/07