Teny iditra | lasam-borona | |
Singan-teny | lasa ; vorona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1] | |
Tovy hevitra | lasam-binany | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lasam-borona io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |