Teny iditra lasa mpifosa vao mifafa trano
Singan-teny lasa ; mpifosa ; vao ; mifafa ; trano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona tsy nanao zavatra amin' ny fotoana tokony ho nanaovana azy; efa hitan'olona kilema vao taitra mitady hanatsara toetra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08