Teny iditra lasy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitobiana, fandriana an-tsaha [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a camp, an encampment. See toby, lay [Richardson 1885]
 a camp; cf toby [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay camp, campement [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra lasy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivahiniana miaraka maro, mipetraka amin' olona ka manao parasy homana ao [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay se dit de plusieurs personnes qui séjournent chez d'autres et vivent à leur dépens [Abinal 1888]

2013/03/05