Teny iditra latsa
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   gaga [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   Teny maharary entimaneso na manakora olo [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   upbraiding, reproach [Richardson 1885]
   reproach; an insult [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   reproche, injure [Hallanger 1974]
Ohatra   Sady latsa no menatr' olona. [Dahle: Angano, takila 278]
Koa aza atao latsa ho anay ny fanahy tsy ampy. [Rahajarizafy: Kabary, takila 33]
Voambolana  
Sampanteny  
Teny nalaina  

Teny iditra latsa-
Sokajin-teny   bikan' ny teny latsaka
Ohatra   na izay nikiaka mba ho latsa-drà. [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 204]
Latsa-dranomaso i Dada nahita izany. [Andraina: Mitaraina, takila 155]

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/11