Teny iditra latsaina (latsa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Esoina ka akoraina amin' ny fahoriana mahazo azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be upbraided, to be reproached [1.2]
 To be reproached, to be insulted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on insulte [1.3, 1.8]
 Qu'on injurie [1.3]
Ohatra 
1ary raha misavily ambony bao, tsy latsaina? [2.69]
2Aza latsaina ny momba, fa tsy ny olombelona no tompo mpandahatra. [2.296]
3Fa niala tany aminay ndeha hitady izahay, ka raha sendra ny tsy mety: aza latsaina, fa rehefa voa hono tsy hary hendry ihany. [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : latsaina, latsaiko, latsainao, latsainy, latsaintsika, latsainay, latsainareo, latsain', latsain-, latsaim-, latsai-
Ny lasa : nolatsaina, nolatsaiko, nolatsainao, nolatsainy, nolatsaintsika, nolatsainay, nolatsainareo, nolatsain', nolatsain-, nolatsaim-, nolatsai-
Ny hoavy : holatsaina, holatsaiko, holatsainao, holatsainy, holatsaintsika, holatsainay, holatsainareo, holatsain', holatsain-, holatsaim-, holatsai-
Filaza mandidy : latsao
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20