Teny iditra latsaka ambany noho
Singan-teny latsaka ; ambany ; noho
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: resy
Ohatra Raha hitan'ny mpisorona anefa fa tsy latsaka ambany noho ny hoditra no fijery ny fery kimavo, nefa tsy misy volo mainty eo, dia hatokan'ny mpisorona hafitoana, izay voan'ny fery kimavo. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13