Teny iditra latsaka ankady (latsaka, any, hady)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   potraka an-tevana
¶ Enti-milaza ny olona voan' ny fahavoazana ara-karena
¶ Tsy nataonareo vato latsaka an-kady izahay: teny ataon' ny olona vangiana manlo amin' ny mpamangy mba hilazana fa tsy nariany tamin' ny fahoriana nahazo azy izy [Rajemisa 1985]

Teny iditra latsaka ankady (latsaka, any, hady)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   [Taifasy] teraka (raha alika) [Rakotosaona 1972]

2010/05/06