Teny iditra latsaka babay, tonga babay
Singan-teny latsaka ; tonga ; babay
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa). [1.10]
Fanazavàna teny frantsay Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute. On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte) [1.3]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21