Teny iditra lava
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany
¶ Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ
Mitovy hevitra: avo dia ~ avo ranjanana ~ ezoezo ~ fezafeza ~ fizofizo ~ jakojako ~ jango ~ jaobe ~ joaka (joroaka) ~ lava dingana ~ lava fe ~ lava mitaikotaiko ~ lava ranjanana ~ lava sirana ~ lavatsindakana ~ lavatsipaikona ~ mandrindrina ~ marezoka ~ milangalanga ~ mirijarija ~ mitezotezo ~ mitsororika ~ mitsororoaka ~ mivahan-tsindrano ~ pakapaka ~ ranga ~ rapeto ~ tsy miery an-tsena ~ tsy mindran-tohatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy long, tall; without interruption [Richardson 1885]
 long (of time and space) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay long (se dit du temps et de l'espace) [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mifanohi-kevitra 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny lava ity (17)
Ambatolava
Amparihilava
Andranolava
Ankijanilava
  Halavaina
Hazolava
Lavajiro
Lavakianja
  Morondava
Sahalava
Sahondralava
Tamboholava
  Tanandava
Tanetilava
Vatolava
Voatavolava
  Vohilava

Teny iditra lava
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
lava
lavako
lavanao
lavany
lavantsika
lavanay
lavanareo
lavan'
lavan-
lavam-
-dava
-davako
-davanao
-davany
-davantsika
-davanay
-davanareo
-davan'
-davan-
-davam-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny lava ity (1): Ambohidava

Teny iditra lava
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy vato miempo avoakan' ny volokano [Hallanger 1969]
Voambolana 

2016/04/25