Teny iditra lavaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tany nohadina ka loaka: Latsaka tao anaty lavaka ny zanany
¶ Loaka amin' ny zavatra iray: Tsy fomba ny manarangarana amin' ny lava-panalahidy
¶ Zohy kely tranom-biby: Lava-boalavo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a hole, a cave, a den. See loaka, zohy [Richardson 1885]
   a pit, a hole, a cave [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   trou, fosse, caverne [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   ¶ lavaka tanteraka: trou traversant, débouchant. [Voambolana: Haitao]
¶ lavaka tsy tanteraka: trou borgne. [Voambolana: Haitao] [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  
Endriteny  
lavaka
lavako
lavakao
lavany
lavatsika
lavakay
lavakareo
lavak'
lava-
lavaky
-davaka
-davako
-davakao
-davany
-davatsika
-davakay
-davakareo
-davak'
-dava-
-davaky
Teny nalaina  
Sary  

Teny iditra lavaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Betsimisaraka, Bezanozano] (au sens habituel ce mot signifie : trou, cavité). Plante dont les jeunes pousses sont consommées comme légume d'après Vallier : Étude sur les ressources de la forêt d'Analamazaotra, dans la revue Notes, Reconnaissances et Explorations (1898) p. 1205. Encore appelée marinjo. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  

2017/12/26