Teny iditra |
lavanty
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny anglisy | Used adverbially for always, continually [1.2]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
lavanty
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Varojavatra ampahibemaso ifanongonana hatrany ny vidiny tononina ka izay manonona ambony indrindra -- rehefa antsoina intelo ka tsy misy mihoatra intsony -- no mahazo ilay zavatra: Hatao lavanty ilay trano atsy Ambodivona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | An auction [1.2]
|
| An auction sale [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Vente aux enchères [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tao an-tokotanin-tsekoly no nanaovana ny lavanty.
[2.472]
|
2 | Saingy nony natao ny lavanty dia tsy mba nividy mofo na saosisy akory i Maman.
[2.356]
|
|
Kamban-teny |
|
Ny fihaviany | Frantsay: la vente.
|
|