Teny iditra | lava-piringa | |
Singan-teny | lava- (lavaka) ; firinga | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cabinet d'aisances [1.13] | |
Ohatra | Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana.
[2.424] | |
Tovy hevitra | gabone ~ kivohy | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |