Teny iditra lava ranjanana
Singan-teny lava ; ranjanana
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: lava
Ohatra Mandehana hianareo iraka faingam-pandeha, mankany amin'ny firenena lava ranjanana sady malambolambo ny hodiny, any amin'ny vahoaka atahorana any lavitra any; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13