Teny iditra | lavasalaka | |
Singan-teny | lava ; salaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran-kafailazana ny fandiafasika [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A little bird with a long tail [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Nom d'une espèce d'oiseau, oiseau-mouche. [1.19] | |
Petit oiseau à longue queue, m [...] [tohiny 1.54] | ||
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13 |