Teny iditra lavira
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anaran-kafa nilazana ny nendra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [lavira, imp of lavitra] a name given to small-pox, expressing the idea of "May it be far away" [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   nom donné à la petite vérole [Abinal 1888]
Voambolana  

Teny iditra lavira (lavitra)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny mpamaritra lavitra [firaketana]
Dikanteny frantsay   sois ou reste loin, que cela n'arrive pas [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2015/04/09