Teny iditra lavitra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy akaiky: Lavitra ny toerana misy azy ~ Lavitra ny hevitro izany lazainao izany
¶ Fotoana mbola ho ela: Fantany ny ho avy, na dia mbola lavitra aza [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy (optimp lavira) far, distant [Richardson 1885]
 far away [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay éloigné [Abinal 1888, SLP 1986]
Famaritana frantsay distant [Abinal 1888]
 lointain [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
lavitra
-davitra
lavira
Ohatra 
1lavitra ahy izy, ka tsy azoko vangiana (il est loin de moi, et je ne puis pas le visiter) [Abinal 1888, takila 393]
2lavitra ahy izany hevitra izany (je suis bien loin de penser cela) [Abinal 1888, takila 393]
3Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia. [Andraina: Mitaraina, takila 64]
Teny nalaina 

Teny iditra lavitra
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Misy elanelana betsaka: Mahay lavitra Rakoto noho Rabe [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy far [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay loin [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
Teny mifanohi-kevitra 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1mandeha lavitra (aller loin) [Abinal 1888, takila 393]
2nijerijery lavitra daholo ny olona [Andraina: Mitaraina, takila 82]

2017/09/05