Teny iditra lavo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tanala] mianjera, potraka [Rakotosaona 1972]
 Potraka: Nibolisatra izy ka lavo
¶ Voazera amin' ny tany: Tolona amin' ny sakaiza tiana; aleo lavony toy izay mahalavo azy
¶ Resy: Niady hevitra izahay roa lahy ka lavony aho
¶ Maty (an-doka): Niloka tamin' ny ady baolina izahay ka lavoko ariary efapolo izy.
Mitovy hevitra: mianjera ~ miongana ~ mitsinkasina ~ potraka ~ tsirara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy fallen. Applied mostly to living things; fig. lucky [Richardson 1885]
 fallen [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tombé, déchu [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra lavo (la)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao lavina [firaketana]
Famaritana anglisy  lavina [Richardson 1885]

2017/01/18