Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Mahafaly] hazakazaka [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] running, rapid motion. See hazakazaka, olomay [Richardson 1885]
Sampanteny 

Fanazavàna teny malagasy Karazan-damba mikitroka ny tenony, lamba fanao irony fialofana fanaovan-dasy; na io fialofana io mihitsy: Kely lambanana loafra ny lay ka tsy nahatakatra ny rindrina avaratra / Nanangana lay tery an-tamponkavoana ny miaramila
¶ Lamba makarakara atao aro moka amin' ny fandriana
¶ Ny lamba mihantona amin' ny andrin-tsambo izay atosiky ny rivotra ka mampandeha ny sambo atao hoe Sambolay. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy tent cloth; a tent; a sail [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay toile à bâche; tente; voile de bateau [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] hakamoana, laina [Rakotosaona 1975]

Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Karazan' ahitra any anaty ranomasina [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsilotsilo kely madinika dia madinika hita amin' ny zavamaniry maro toy ny vary, voatavo, raiketa, fary... ary na dia amin' ny bibikely sasantsasany koa aza, tahaka ny fanday, landy, sns [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay (1) (toute l'île). Nom général des poils des plantes et notamment des poils scabres ou urticants. On dit, par exemple, lain-amiana : les poils urticants de l' amiana (Urera oligoloba Baker). D'où l'adjectif malailay : urticant, qui cause des démangeaisons et le substantif : lailay : prurit, démangeaisons [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tandroy] Nom d'un arbuste très velu, à poils provoquant des démangeaisons, commun dans la région sèche de l'Androy.
¶  [Mahafaly] Plante médicinale indéterminée de Tuléar (d'après le fichier manuscrit de Grandidier).
¶ Les deux désignent peut être une même plante ? [Boiteau 1997]
Voambolana 

Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hena alaina trosa, izay efa voafetra ny fotoana handoavana ny vidiny. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] lolo manidina [Rakotosaona 1975]
  [Bara] lolo (bibikely) [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] bibidandy [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Teny iditra lay
Sokajin-teny anarana
Teny iditra 'lay
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Jereo ilay [Rajemisa 1985]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra lay
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  manatody: to lay eggs [Richardson 1885, Hallanger 1973]
  mametraka: to set, to place, to lay down [Hallanger 1973]
  mandatsaka: to cast down; to put down, to lay in place [Hallanger 1973]

Nohavaozina tamin' ny 2021/05/05