Teny iditra lefaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Misy fahasimban-tsaina, adaladala miteniteny foana na misentosento [Rajemisa 1985]
   adaladala [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   dont le cerveau est détraqué; insensé, passioné, fou d'amour, fou [Abinal 1888]
Ohatra   nefa raha tsy olona lasan-ko adala aho ary handroso ho lefaka, dia hanome tsiny havana hody va? [Dahle: Angano, takila 222]
Sampanteny  

Teny iditra lefaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Halefolefo, tsy fihenjanana. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   souplesse, flexibilité, simplicité, douceur [Abinal 1888]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/30