Teny iditra lefona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fiadiana fanipy misy tahony lavalava, lelany maranitra ary lohany matsilotsilo [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a spear [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   sagaie [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
   lance [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/01