Teny iditra lefy
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Lany hery: Lefy sahady ny hanitr' ilay ranomanitra novidina omaly
¶ Tsy maso mpanaraka intsony: Efa lefy ankehitriny io didin' akanjo io
¶ Adala [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   insipid [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   fade, insipide; qui a perdu ses propriétés [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/26