Teny iditra | lehilahy tsy boka herintaona | |
Singan-teny | lehilahy ; tsy ; boka ; herintaona | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fa na inona na inona manjò, ny lehilahy afaka hiarina ihany noho ny herimpony [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |