Teny iditra lejo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Lava manify [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra lejolejo

Teny iditra lejo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny lafy fahatelo manatrika ny zoro mahitsy amin' ny telolafy mahitsizoro [Rajemisa 1985]
 lafy mifanatrika amin'ny zoro mahitsy ao amin'ny telolafy mahitsizoro [SLP 1986]
Famaritana frantsay hypoténuse [SLP 1986]
Voambolana 
Ohatra Ny lejo atao toradroa dia mira amin' ny fitambaran' ny lafy roa hafa samy atao toradroa [Rajemisa 1985, takila 538]

2017/03/08